Psalms 65:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampiorina ny tendrombohitra amin’ny heriny Izy, misikina fahatanjahana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-mahagaga no anekenao ny fangatahanay noho ny fahamarinanao, ry Andriamanitry ny famonjena anay, tokin’ny vazantany efatra, sy ny ranomasina lavitra any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manasoa anay tokoa Ianao, ry Andriamanitra Mpamonjy anay; ka dia zava-mampitolagaga no amalianao ny vavakay, ry hany fanantenan’ny vahoaka hatrany am-paran’ny tany rehetra mbamin’ireo nosy any lavitra any.
Malagasy Bible 1865
Mampiorina ny tendrombohitra amin'ny heriny Izy, misikina fahatanjahana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampiorina ny tendrombohitra amin’ny heriny Izy, misikina fahatanjahana Izy.
malagasy
Mampiorina ny tendrombohitra amin'ny heriny Izy, misikina fahatanjahana Izy.