Psalms 65:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampitsahatra ny firohondrohon’ny onjan-dranomasina sy ny fitabataban’ny firenena Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- Izy no mampiorina ny tendrombohitra amin’ny heriny; misikina ny fahefany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, tanjaka sy hery no asehonao, ka ataonao miorina mafy ny vohitra,
Malagasy Bible 1865
Mampitsahatra ny firohondrohon'ny onjan-dranomasina Izy, sy ny fitabataban'ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampitsahatra ny firohondrohon’ny onjan-dranomasina sy ny fitabataban’ny firenena Izy.
malagasy
Mampitsahatra ny firohondrohon'ny onjan-dranomasina Izy, sy ny fitabataban'ny firenena.