Psalms 66:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihobia ho an’Andriamanitra, ry tany rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Fihirana. Salamo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tononkira tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo. Mihobia an’Andriamanitra, ry mponina eran-tany.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Tonon-kira. Salamo. Mihobia ho an'Andriamanitra, ry tany rehetra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihobia ho an’Andriamanitra, ry tany rehetra!
malagasy
[Fiantsoana izao rehetra izao hisaotra an'Andriamanitra noho ny nataony ho an'ny mpanompony] Ho an'ny mpiventy hira. Tonon-kira. Salamo. Mihobia ho an'Andriamanitra, ry tany rehetra;