Psalms 66:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nizaha toetra anay Ianao, Andriamanitra ô, efa nanadio anay Ianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin’ny memy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao, ry Andriamanitra, efa nizaha toetra anay; nandatsaka anay tamin’ny memy toy ny volafotsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nozahanao toetra izahay, Andriamanitra ô, nosedrainao toa volafotsy anaty memy,
Malagasy Bible 1865
Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô; efa nanadio anay Hianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin'ny memy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nizaha toetra anay Ianao, Andriamanitra ô, efa nanadio anay Ianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin’ny memy.
malagasy
Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô; efa nanadio anay Hianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin'ny memy.