Psalms 66:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampiditra anay tao amin’ny fandrika harato Ianao, nanisy enta-mavesatra teo an-damosinay Ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nampiditra anay tamin’ny fandrika harato; nanisy enta-mavesatra teo am-balahanay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nampidirinao am-pandrika sy novesaranao fitsapana.
Malagasy Bible 1865
Efa nampiditra anay tamin'ny fandrika Hianao; efa nanisy enta-mavesatra teo am-balahanay Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampiditra anay tao amin’ny fandrika harato Ianao, nanisy enta-mavesatra teo an-damosinay Ianao,
malagasy
Efa nampiditra anay tamin'ny fandrika Hianao; efa nanisy enta-mavesatra teo am-balahanay Hianao.