Psalms 66:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nampandeha olona hanitsaka ny lohanay Ianao, nandeha namakivaky ny afo sy ny rano izahay, nefa nitondra anay nivoaka ho amin’ny fitahiana mahatretrika Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandeha olona hanosy ny lohanay namaky ny afo sy ny rano izahay; kanjo nesorinao tamin’izany izahay, dia nototofanao soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olon-dratsy no navelanao hanosihosy anay; izahay dia voatery namaky afo sy rano, kanjo nafahanao ihany sy nampahazoinao aina.
Malagasy Bible 1865
Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Hianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nampandeha olona hanitsaka ny lohanay Ianao, nandeha namakivaky ny afo sy ny rano izahay, nefa nitondra anay nivoaka ho amin’ny fitahiana mahatretrika Ianao.
malagasy
Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Hianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Hianao.