Psalms 66:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hiditra ao amin’ny tranonao mitondra fanatitra dorana manontolo aho, hefaiko Aminao ny voadiko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga ato an-tranonao mitondra sorona dorana aho, hanefa aminao ny voadiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitondra sorona eto an- tranonao aho hanefako ny voady nataoko taminao,
Malagasy Bible 1865
Hiditra ao an-tranonao mitondra fanatitra dorana aho; hefaiko aminao ny voadiko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hiditra ao amin’ny tranonao mitondra fanatitra dorana manontolo aho, hefaiko Aminao ny voadiko
malagasy
Hiditra ao an-tranonao mitondra fanatitra dorana aho; hefaiko aminao ny voadiko,