Psalms 66:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay notononin’ny molotro sy naloaky ny vavako, fony aho azom-pahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay efa notononin’ny molotro, sy naloaky ny vavako, fony aho azom-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izay voady notononiko fony izaho tao an-katerena.
Malagasy Bible 1865
Izay notononin'ny molotro sy naloaky ny vavako, fony aho azom-pahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay notononin’ny molotro sy naloaky ny vavako, fony aho azom-pahoriana.
malagasy
Izay notononin'ny molotro sy naloaky ny vavako, fony aho azom-pahoriana.