Psalms 66:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatolotro ho fanatitra dorana manontolo ho Anao ny matavy mbamin’ny setroky ny ondrilahy. Hanatitra omby sy osilahy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manatitra ondry matavy aminao aho, ho sorona dorana, mbamin’ny fanetonan’ny ondralahy; mamono ny vantotr’ombalahy amam-bantotr’osy lahy ho sorona dorana aho. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Biby matavy no atolotro hodorana, ombilahy sy ondrilahy ary osilahy, ka dia handraraka tsara ny etony. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hateriko aminao ho fanatitra dorana ny matavy mbamin'ny setroky ny ondrilahy; hanatitra omby sy osilahy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatolotro ho fanatitra dorana manontolo ho Anao ny matavy mbamin’ny setroky ny ondrilahy. Hanatitra omby sy osilahy aho.
malagasy
Hateriko aminao ho fanatitra dorana ny matavy mbamin'ny setroky ny ondrilahy; hanatitra omby sy osilahy aho.