Psalms 66:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia, mihainoa, ianareo rehetra izay matahotra an’Andriamanitra, fa hotantaraiko izay nataony tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia, mihainoa fa holazaiko aminareo, ianareo rehetra matahotra an’Andriamanitra, izay nataony ho an’ny fanahiko
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo mpanaja an’Andriamanitra, tongava daholo mba hihaino fa hotantaraiko izay nataony tamiko.
Malagasy Bible 1865
Avia, mihainoa ianareo rehetra izay matahotra an'Andriamanitra, fa holazaiko izay nataony ho an'ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia, mihainoa, ianareo rehetra izay matahotra an’Andriamanitra, fa hotantaraiko izay nataony tamiko.
malagasy
Avia, mihainoa ianareo rehetra izay matahotra an'Andriamanitra, fa holazaiko izay nataony ho an'ny fanahiko.