Psalms 66:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nantsoin’ny vavako ary ny fanandratana Azy no teo ambanin’ny lelako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niloa-bava nitaraina taminy aho, ary teo ambony lelako ny fiderana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nanomboka niantso Azy aho, dia fiderana sahady no nambarako.
Malagasy Bible 1865
Izy no nantsoin'ny vavako; ary ny fanandratana Azy no teo ambanin'ny lelako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nantsoin’ny vavako ary ny fanandratana Azy no teo ambanin’ny lelako.
malagasy
Izy no nantsoin'ny vavako; ary ny fanandratana Azy no teo ambanin'ny lelako.