Psalms 66:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha toa ka nankasitraka ota tao am-poko aho dia tsy mba ho nihaino ny Tompo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nahita ota tao am-poko aho, dia tsy ho nihaino ahy ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha heloka no mamiko ka tsy nifonako, dia tsy ho nihaino ahy akory ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Raha nankasitraka ota tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ny Tompo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha toa ka nankasitraka ota tao am-poko aho dia tsy mba ho nihaino ny Tompo;
malagasy
Raha nankasitraka ota tao am-poko aho, dia tsy mba hihaino ny Tompo;[Heb: nijery]