Psalms 66:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa nihaino tokoa Andriamanitra nanongilan-tsofina tamin’ny feon’ny vavaka nataoko Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa efa nohenoin’Andriamanitra aho, efa nihaino tsara ny feon’ny fivavahako Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nihaino Andriamanitra, tena reny tokoa ny fivavako.
Malagasy Bible 1865
Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon'ny fivavako Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa nihaino tokoa Andriamanitra nanongilan-tsofina tamin’ny feon’ny vavaka nataoko Izy.
malagasy
Kanefa efa nihaino tokoa Andriamanitra; efa nihaino ny feon'ny fivavako Izy.Isorana anie Andriamanitra, izay tsy nandà ny fivavako, na nanaisotra ny famindram-pony tamiko.