Psalms 66:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mankalazà ny voninahitry ny anarany; omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hobin-kafaliana mankamin’Andriamanitra, ry tany rehetra; hirao ny voninahitry ny Anarany, ataovy manetriketrika ny fankalazana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ihirao salamo Izy satria be voninahitra. Tolory voninahitra Izy amin’ny fiderànareo.
Malagasy Bible 1865
Mankalazà ny voninahitry ny anarany; omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mankalazà ny voninahitry ny anarany; omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy!
malagasy
Mankalazà ny voninahitry ny anarany; omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy.