Psalms 66:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie Andriamanitra izay tsy nandà ny vavaka nataoko na nanaisotra ny famindrampony tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie Andriamanitra, izay tsy nandà ny fivavahako, na nanaisotra ny fahasoavany tamiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie Andriamanitra, fa tsy mba nolaviny ny fivavako ary tsy nalany tamiko ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Isorana anie Andriamanitra, izay tsy nandà ny fivavako, na nanaisotra ny famindram-pony tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie Andriamanitra izay tsy nandà ny vavaka nataoko na nanaisotra ny famindrampony tamiko.
malagasy
Isorana anie Andriamanitra, izay tsy nandà ny fivavako, na nanaisotra ny famindram-pony tamiko.