Psalms 66:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’Andriamanitra hoe: Endre, mahatahotra ny asanao! Ny fahalehibiazan’ny herinao no ikoizan’ny fahavalonao Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao amin’Andriamanitra hoe: «Endrey, mahatahotra ny asanao! Mikoy Anao ny fahavalonao, noho ny fahefanao tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazao amin’Andriamanitra hoe: «Endrey mampitolagaga ny asanao! Lehibe dia lehibe tokoa ity herinao, ka indro fa ikoizan’ny fahavalonao.
Malagasy Bible 1865
Lazao amin'Andriamanitra hoe: endrey, mahatahotra ny asanao! ny fahalehibiazan'ny herinao no hikoizan'ny fahavalonao Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’Andriamanitra hoe: Endre, mahatahotra ny asanao! Ny fahalehibiazan’ny herinao no ikoizan’ny fahavalonao Anao.
malagasy
Lazao amin'Andriamanitra hoe: endrey, mahatahotra ny asanao! ny fahalehibiazan'ny herinao no hikoizan'ny fahavalonao Anao.