Psalms 66:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany rehetra dia hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny anaranao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tany rehetra anie hiankohoka eo anatrehanao, hihira ho an’ny voninahitrao, hankalaza ny Anaranao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiankohoka aminao anie ny mponina eran-tany, sy hihira salamo ho Anao Andriamanitra, eny, hihira salamo ho fanajana Anao!» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny anaranao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany rehetra dia hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny anaranao izy.
malagasy
Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hankalaza Anao; eny, hankalaza ny anaranao izy.