Psalms 66:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avia ka jereo ny asan’Andriamanitra! Mahatahotra ny zavatra ataony amin’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avia ka banjino ny asan’Andriamanitra! Fa mahatahotra ny hevitra kasainy amin’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tongava hizaha ny asan’Andriamanitra; mitolagaga ny olombelona amin’ity ataony:
Malagasy Bible 1865
Avia, ka jereo ny asan'Andriamanitra, mahatahotra ny zavatra ataony amin'ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avia ka jereo ny asan’Andriamanitra! Mahatahotra ny zavatra ataony amin’ny zanak’olombelona.
malagasy
Avia, ka jereo ny asan'Andriamanitra, mahatahotra ny zavatra ataony amin'ny zanak'olombelona.