Psalms 66:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampody ny ranomasina ho tany maina Izy; nandeha an-tongotra nita ny ony ny olona; tao no nifaliantsika tamin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampodiny ho tany maina ny ranomasina, ka nandeha tongotra namaky ny ony ny olona, dia faly taminy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny ranomasina novany ho tany maina, nitan’ny razanay an-tongotra ny ony. Aoka hifaliantsika eto izany asany izany!
Malagasy Bible 1865
Efa nampody ny ranomasina ho tany maina Izy; nandeha an-tongotra nita ny ony ny olona; tao no nifaliantsika tamin 'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampody ny ranomasina ho tany maina Izy; nandeha an-tongotra nita ny ony ny olona; tao no nifaliantsika tamin’Andriamanitra.
malagasy
Efa nampody ny ranomasina ho tany maina Izy; nandeha an-tongotra nita ny ony ny olona; tao no nifaliantsika tamin'Andriamanitra.[Na: Ao no aoka hifaliantsika amin']