Psalms 66:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manjaka mandrakizay amin’ny heriny Izy ary ny masony dia mandinika ny firenen-tsamihafa: Aoka tsy hanandra-tena ny maditra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manjaka mandrakizay amin’ny fahefany Izy, mitsinjo ny firenena ny masony; aoka tsy hanandra-tena ny mpikomy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahery Izy ka mifehy mandrakizay; arahiny maso ny firenena isan-tokony ka ny mpikomy dia tsy ho afa-mitraka. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Manjaka mandrakizay amin'ny heriny Izy, ary ny masony mandinika ny firenen-tsamy hafa; aoka tsy hanandra-tena ny maditra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manjaka mandrakizay amin’ny heriny Izy ary ny masony dia mandinika ny firenen-tsamihafa: Aoka tsy hanandra-tena ny maditra!
malagasy
Manjaka mandrakizay amin'ny heriny Izy, ary ny masony mandinika ny firenen-tsamy hafa; aoka tsy hanandra-tena ny maditra.