Psalms 66:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora an’Andriamanitsika, ry firenena, ary asandrato ny feo fiderana Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’Andriamanitra, ry vahoaka, ataovy manakoako ny fiderana Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rey vahoaka, isaory ilay Andriamanitray, ataovy maredona ny fiderana Azy,
Malagasy Bible 1865
Misaora an'Andriamanitsika, ry firenena; ary asandrato ny feo fiderana Azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora an’Andriamanitsika, ry firenena, ary asandrato ny feo fiderana Azy.
malagasy
Misaora an'Andriamanitsika, ry firenena; ary asandrato ny feo fiderana Azy,