Psalms 66:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no mampitoetra antsika amin’ny fiainana ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitahiry ny fanahintsika amin’ny fiainana Izy ary tsy namela ny tongotsika hangozohozo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Izy no mahavelona aina anay; tsy navelany ho solafa-mamindra izahay.
Malagasy Bible 1865
Izay mampitoetra ny fanahintsika amin'ny fiainana ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no mampitoetra antsika amin’ny fiainana ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo.
malagasy
Izay mampitoetra ny fanahintsika amin'ny fiainana ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo.