Psalms 67:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba ho fantatra etỳ ambonin’ny tany ny lalanao ary any amin’ny firenena rehetra ny famonjenao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanambina sy hitahy antsika anie Andriamanitra! hampamirapiratra ny Tavany amintsika anie Izy! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, mba iantrao sy tahio izahay ka enga anie hojerenao amin-kamoram-po! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Mba ho fantatra etỳ ambonin'ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin'ny jentilisa rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba ho fantatra etỳ ambonin’ny tany ny lalanao ary any amin’ny firenena rehetra ny famonjenao!
malagasy
Mba ho fantatra etỳ ambonin'ny tany ny lalanao sy ny famonjenao any amin'ny jentilisa rehetra.