Psalms 67:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho fantatra etỳ ambonin’ny tany ny lalanao, ary amin’ny firenena rehetra, ny famonjenao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho fantatra eto an-tany ny fomba fiasanao ary ho hitan’ny firenen-drehetra fa Mpamonjy Ianao.
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra!
malagasy
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.