Psalms 67:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hifaly sy hihoby ny firenen-tsamihafa satria mitsara marina ny firenena Ianao, ny firenen-tsamihafa ambonin’ny tany dia tarihinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao anie ny firenena, ry Andriamanitra, hidera Anao anie ny firenena rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, hidera Anao anie ny vahoaka, hidera Anao anie ny vahoaka rehetra!
Malagasy Bible 1865
Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hifaly sy hihoby ny firenen-tsamihafa satria mitsara marina ny firenena Ianao, ny firenen-tsamihafa ambonin’ny tany dia tarihinao.
malagasy
Hifaly sy hihoby ny firenentsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Hianao; ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entinao;