Psalms 67:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hirobiroby ny firenena sy hisomebin-kafaliana, fa mitsara ny vahoaka amim-pahitsiana Ianao sy mitondra ny firenena ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hifaly sy hihoby Anao ireo firenena satria Ianao mitsara ny tontolo ara-drariny, mitsara ny vahoaka araka ny hitsiny sy mitondra ireo firenena eto an-tany! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.
malagasy
Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.