Psalms 67:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany dia nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao anie ny firenena, ry Andriamanitra, hidera Anao anie ny firenena rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, hidera Anao anie ny vahoaka, hidera Anao anie ny vahoaka rehetra!
Malagasy Bible 1865
Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany dia nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.
malagasy
Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika.Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.