Psalms 67:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitahy antsika Andriamanitra ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nahavokatra ny tany; hotahin’Andriamanitra, dia ny Andriamanitsika, anie isika!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ny tany nanome ny vokany, fa Andriamanitra Andriamanitray no efa nomba fitahiana anay.
Malagasy Bible 1865
Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitahy antsika Andriamanitra ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.
malagasy
Mitahy antsika Andriamanitra; ary hatahotra Azy ny vazan-tany rehetra.