Psalms 67:8 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotahin’Andriamanitra anie isika! ary hanaja Azy ny vazantany rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka Izy homba fitahiana anay, dia hanaja Azy anie ny vahoaka hatrany am-paran’ny tany rehetra!