Psalms 68:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olonao dia monina ao; mamponina ny ory araka ny fahasoavanao Ianao, Andriamanitra ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, nandrotsaka oram-pahasoavana Ianao: trotraka ny lovanao, dia nomenao aina indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ranonoram-pitahiana no narotsakao ka velombelona terỳ ilay taninao lany hery.
Malagasy Bible 1865
Ny olonao tamàn-toerana teo; mamboatra ho an'ny ory araka ny fahasoavanao Hianao, Andriamanitra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olonao dia monina ao; mamponina ny ory araka ny fahasoavanao Ianao, Andriamanitra ô.
malagasy
Ny olonao tamàn-toerana teo; mamboatra ho an'ny ory araka ny fahasoavanao Hianao, Andriamanitra ô.[Heb. bibinao]