Psalms 68:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Tompo manome teny ary ny vehivavy mpilaza soa dia antokony lehibe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa biby Ianao, ka nirotsaka tao izy ireo. Noho ny hatsaram-ponao dia nanomananao hanina ny ory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao ny vahoakanao no niorim-ponenana, fa izany no namboarinao ho an’ny ory satria tsara fo Ianao, Andriamanitra ô.
Malagasy Bible 1865
Ny Tompo manome ny teny; ary ny vehivavy mpilaza soa dia antokony lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Tompo manome teny ary ny vehivavy mpilaza soa dia antokony lehibe:
malagasy
Ny Tompo manome ny teny; ary ny vehivavy mpilaza soa dia antokony lehibe.