Psalms 68:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo mpanjaka be miaramila dia vaky mandositra ary ny vehivavy izay mitoetra ao an-trano no mizara ny babo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampandre ny teniny ny Tompo; antokom-behivavy maro no milaza ny fandresena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injao ny Tompo mandefa hafatra, ka dia zavon-tany ny vehivavy mitondra ny vaovao manao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ireo mpanjaka be miaramila dia vaky mandositra; ary ny vehivavy izay mitoetra ao an-trano no mizara ny babo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo mpanjaka be miaramila dia vaky mandositra ary ny vehivavy izay mitoetra ao an-trano no mizara ny babo.
malagasy
Ireo mpanjaka be miaramila dia vaky mandositra; ary ny vehivavy izay mitoetra ao an-trano no mizara ny babo.