Psalms 68:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandry any amin’ny vala ianareo, ny ela-boromailala dia miravaka volafotsy ary ny volony dia miravaka volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandositra, mandositra, ireo mpanjakan’ny tafika, ary mizara ny babo kosa ilay vehivavy mitoetra an-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Samy vaky nandositra avokoa na mpanjaka na tafika fahavalo. Ireo vehivavy tavela tao an-trano dia mizarazara ny zavatra voababo.
Malagasy Bible 1865
Raha mandry eo amin'ny vala ianareo, dia ho tahaka ny ela-boromailala miravaka volafotsy, ary ny volony miravaka volamena tsara
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandry any amin’ny vala ianareo, ny ela-boromailala dia miravaka volafotsy ary ny volony dia miravaka volamena.
malagasy
Raha mandry eo amin'ny vala ianareo, dia ho tahaka ny ela-boromailala miravaka volafotsy, ary ny volony miravaka volamena tsara