Psalms 68:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny nanelezan’ny Tsitoha ny mpanjaka maro dia latsaka tao Zalmona ny orampanala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandry teo amin’ny valan’ondry ianareo; rakotra volafotsy ny ela-boromahailala ary namirapiratra toy ny famirapiratry ny volamena ny volony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ianareo tsy mba niady aza fa nijanona niandry valan’ondry, dia ho tahaka ny voromahailala misy elany mirava-bolafotsy sy volony mirava-bolamena tsara.
Malagasy Bible 1865
Raha aelin'ny Tsitoha eo ny mpanjaka maro, dia latsaka ny oram-panala ao Zalmona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny nanelezan’ny Tsitoha ny mpanjaka maro dia latsaka tao Zalmona ny orampanala.
malagasy
Raha aelin'ny Tsitoha eo ny mpanjaka maro, dia latsaka ny oram-panala ao Zalmona.