Psalms 68:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tendrombohitr’Andriamanitra ny tendrombohitr’i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr’i Basana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony naelin’ny Tsitoha ny mpanjaka eo amin’ny tany, dia latsaka teo Selmôna ny oram-panala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony Andriamanitra Tsitoha nanaparitaka ireo mpanjaka teo, dia ilay tendrombohitra hoe Salmôna no indro nilatsahan’ny oram-panala.»
Malagasy Bible 1865
Tendrombohitr'Andriamanitra ny tendrombohitr'i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr'i Basana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tendrombohitr’Andriamanitra ny tendrombohitr’i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr’i Basana.
malagasy
Tendrombohitr'Andriamanitra ny tendrombohitr'i Basana. Tendrombohitra maro tampona ny tendrombohitr'i Basana.