Psalms 68:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry tendrombohitra maro tampona, nahoana ianareo no mialona ny tendrombohitra izay tian’Andriamanitra itoerana? Eny, hitoetra ao mandrakizay NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry tendrombohitr’Andriamanitra, ry tendrombohitr’i Basàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vohitr’i Basàna dia vohitra mideza; vohi-maro tendro ny vohitr’i Basàna.
Malagasy Bible 1865
Ry tendrombohitra maro tampona, nahoana ianareo no mihendry ny tendrombohitra izay tian'Andriamanitra hitoerany? eny, hitoetra ao mandrakizay Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry tendrombohitra maro tampona, nahoana ianareo no mialona ny tendrombohitra izay tian’Andriamanitra itoerana? Eny, hitoetra ao mandrakizay NY TOMPO.
malagasy