Psalms 68:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny kalesin’Andriamanitra dia an’arivo sy an’alinalina; Ny Tompo no eo amin’ireo; i Sinay dia eo amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ry tendrombohitra avo tampona, ahoana no ijerenareo amim-pialonana? Eny, hitoetra ao mandrakizay i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nahoana, ry vohi-maro tendro, no ialonanao ilay vohitra voafidy, voafidin’Andriamanitra mba honenany? Eny, hitoetra ao mandrakizay ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Ny kalesin'Andriamanitra dia roa alina, eny, arivo arivo; ny Tompo no eo aminy; Sinay dia eo amin'ny itoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny kalesin’Andriamanitra dia an’arivo sy an’alinalina; Ny Tompo no eo amin’ireo; i Sinay dia eo amin’ny fitoerana masina.
malagasy
Ny kalesin'Andriamanitra dia roa alina, eny, arivo arivo; ny Tompo no eo aminy; Sinay dia eo amin'ny itoerana masina.[Na: amin'ny fahamasinana]