Psalms 68:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niakatra ho any amin’ny avo Ianao ka nitondra babo; nandray fanomezana teo amin’ny olombelona Ianao; eny, teo amin’ny maditra aza mba hitoeran’NY TOMPO Andriamanitra any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay kalesin’Andriamanitra dia ireo an’arivony, an’arivony. Avy any Sinaia ho ao amin’ny fitoerany masina ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kalesy an’arivony aman’alina ireo kalesin’ny Tompo Andriamanitra; ka avy any an-tendrombohitra Sinay Izy no mankao amin’ilay Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Efa niakatra ho any amin'ny avo Hianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin'ny olombelona Hianao - eny, teo amin'ny maditra aza,- mba hitoeran'i Jehovah Andriamanitra any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niakatra ho any amin’ny avo Ianao ka nitondra babo; nandray fanomezana teo amin’ny olombelona Ianao; eny, teo amin’ny maditra aza mba hitoeran’NY TOMPO Andriamanitra any.
malagasy
Efa niakatra ho any amin'ny avo Hianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin'ny olombelona Hianao - eny, teo amin'ny maditra aza,- mba hitoeran'i Jehovah Andriamanitra any.[Na: ao aminy; na: mba hitoeranao any, ry Jehovah Andriamanitra; na: Efa nandray olona ho fanomezana Hianao Eny, na dia ny maditra aza mba hitoeranay ao amin'i Jehovah Andriamanitra]