Psalms 68:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny fanely setroka no fanelinao azy; tahaka ny fiempon’ny savoka eo anoloan’ny afo no aoka hahalevonan’ny ratsy fanahy eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hitsangana Andriamanitra, ka hiely ny fahavalony, ary handositra ny Tavany, ireo mankahala Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hirotsaka hamely anie Andriamanitra ka ny fahavalony dia hiparitaka, ny mpankahala handositra lavitra Azy!
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny fanely setroka no fanelinao azy; tahaka ny fiempon'ny savoka eo anoloan'ny afo no aoka hahalevonan'ny ratsy fanahy eo anatrehan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny fanely setroka no fanelinao azy; tahaka ny fiempon’ny savoka eo anoloan’ny afo no aoka hahalevonan’ny ratsy fanahy eo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy
Tahaka ny fanely setroka no fanelinao azy; tahaka ny fiempon'ny savoka eo anoloan'ny afo no aoka hahalevonan'ny ratsy fanahy eo anatrehan'Andriamanitra.