Psalms 68:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika; an’NY TOMPO Andriamanitra ny fanafahana amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie ny Tompo; mitondra ny entantsika isan’andro Izy; Andriamanitra mamonjy antsika Izy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana isan’andro isan’andro anie ny Tompo, ilay Andriamanitra mpamonjy miahy antsika! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika; ary an'i Jehovah Tompo ny fanafahana amin'ny fahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika; an’NY TOMPO Andriamanitra ny fanafahana amin’ny fahafatesana.
malagasy
Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika; ary an'i Jehovah Tompo ny fanafahana amin'ny fahafatesana.