Psalms 68:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitra manapotika ny lohan’ny fahavalony, dia ny tampon-doha lava volo an’izay mandroso amin’ny fahadisoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra no Andriamanitry ny famonjena ho antsika; I Iaveh Tompo dia manafaka amin’ny fahafatesana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra mahavonjy ilay Andriamanitsika. Eny, ilay ANDRIANANAHARY Tompo no afa-manala, afa-manala antsika amin’ny fahafatesana.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitra mamely mafy ny lohan'ny fahavalony, dia ny tampon-doha lava volo an'izay mandroso amin'ny fahadisoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitra manapotika ny lohan’ny fahavalony, dia ny tampon-doha lava volo an’izay mandroso amin’ny fahadisoany.
malagasy
Fa Andriamanitra mamely mafy ny lohan'ny fahavalony, dia ny tampon-doha lava volo an'izay mandroso amin'ny fahadisoany.