Psalms 68:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Tompo: Hampody ny any Basana Aho; hampody ny avy amin’ny ranomasina lalina Aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, Andriamanitra hanorotoro ny lohan’ny fahavalony, dia ny handrina be volon’izay mandeha amin’ny haratsiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lohan’ny fahavalony kosa montsaniny, dia ireo lava volo mirehaka amin’ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Lazain'ny Tompo hoe: hampody ny any Basana Aho; hampody ny amin'ny ranomasina lalina Aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Tompo: Hampody ny any Basana Aho; hampody ny avy amin’ny ranomasina lalina Aho,
malagasy
Lazain'ny Tompo hoe: hampody ny any Basana Aho; hampody ny amin'ny ranomasina lalina Aho,