Psalms 68:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hampihosenanao ra ny tongotrao ary ny fahavalo ho anjaran’ny lelan’ny amboanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Tompo nilaza hoe: «Hampodiko avy any Basàna ireny, hampodiko avy any ambany ranomasina ireny,»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ny Tompo hoe: «Ireo fahavalonao any Basàna hampodîko, ny any an-kibon-dranomasina koa hampodîko,
Malagasy Bible 1865
Mba hampihosenanao rà ny tongotrao, ary ho anjaran'ny lelan'ny amboanao ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hampihosenanao ra ny tongotrao ary ny fahavalo ho anjaran’ny lelan’ny amboanao.
malagasy
Mba hampihosenanao rà ny tongotrao, ary ho anjaran'ny lelan'ny amboanao ny fahavalo.