Psalms 68:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hita ny filaharan’ny olonao, Andriamanitra ô, dia ny fiavianao, Andriamanitro, Mpanjakako, ao amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanobohanao ny tongotrao ao anatin’ny ra sy hananan’ireo lelan’ny alikanao anjara, amin’ny fahavalo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny tongotrao no hanosihosy ny rany ary hilelaka amin’izany koa ny alikanao.»
Malagasy Bible 1865
Efa hita ny fandehananao, Andriamanitra ô, dia ny fandehanan'Andriamanitro, Mpanjakako, ao amin'ny fitoerana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hita ny filaharan’ny olonao, Andriamanitra ô, dia ny fiavianao, Andriamanitro, Mpanjakako, ao amin’ny fitoerana masina.
malagasy
Efa hita ny fandehananao, Andriamanitra ô, dia ny fandehanan'Andriamanitro, Mpanjakako, ao amin'ny fitoerana masina.[Na: amin'ny fahamasinana]