Psalms 68:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialoha ny mpihira, manaraka ny mpitendry valiha, eo afovoan’ny zatovovavy mively ampongatapaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’ny olona ny dianao, ry Andriamanitro, dia ny dian’ny Andriamanitro, ny Mpanjakako, ho ao amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry ilay Andriamanitro Mpanjakako ô, marevaka ny dianao ho any an- Toeramasina.
Malagasy Bible 1865
Mialoha ny mpihira, ary manaraka ny mpitendry valiha, eo afovoan'ny zatovovavy mively ampongatapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialoha ny mpihira, manaraka ny mpitendry valiha, eo afovoan’ny zatovovavy mively ampongatapaka.
malagasy
Mialoha ny mpihira, ary manaraka ny mpitendry valiha, eo afovoan'ny zatovovavy mively ampongatapaka.