Psalms 68:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaora an’Andriamanitra eo amin’ny fiangonana; eny, misaora NY TOMPO, ianareo avy amin’ny loharanon’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpihira no eo aloha, ny mpitendry zava-maneno no manarakaraka. Ireo zazavavy mively ampongatapaka no eo afovoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpihira no indreo fa lohalalana, ny mpitendry valiha no vodilalana; ny eo anelanelan’izy roa tonta dia ny tovovavy mively langoroana.
Malagasy Bible 1865
Misaora an'Andriamanitra eo amin'ny fiangonana, eny, misaora ny Tompo, ianareo ary amin'ny loharanon'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaora an’Andriamanitra eo amin’ny fiangonana; eny, misaora NY TOMPO, ianareo avy amin’ny loharanon’ny Israely.
malagasy
Misaora an'Andriamanitra eo amin'ny fiangonana, eny, misaora ny Tompo, ianareo ary amin'ny loharanon'ny Isiraely.