Psalms 68:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indrỳ i Benjamina izay zandriny indrindra ary mitari-dalana azy, ny antokon’ny mpanapaka ny Joda, ny mpanapaka ny Zebolona sy ny mpanapaka ny Naftaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaora an’Andriamanitra eo amin’ny fiangonana, misaora ny Tompo ianareo izay avy amin’ny loharanon’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaora an’Andriamanitra, ry vahoakany tafangona; misaora Azy TOMPO, ry terak’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Indry Benjamina kely, mpanapaka azy, ny antokon'ny mpanapaka ny Joda, ny mpanapaka ny Zebolona sy ny mpanapaka ny Naftaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indrỳ i Benjamina izay zandriny indrindra ary mitari-dalana azy, ny antokon’ny mpanapaka ny Joda*, ny mpanapaka ny Zebolona sy ny mpanapaka ny Naftaly.
malagasy
Indry Benjamina kely, mpanapaka azy, ny antokon'ny mpanapaka ny Joda, ny mpanapaka ny Zebolona sy ny mpanapaka ny Naftaly.