Psalms 68:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy ao amin’ny tempolinao eo an-tampon’i Jerosalema izay itondran’ny mpanjaka maro fanatitra ho Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandidia ny fahefanao, ry Andriamanitra, hamafiso izay nataonao ho anay, ry Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Andriamanitra ô, omeo baiko ny herinao ka hamafiso hatrany izay efa vitanao ho anay,
Malagasy Bible 1865
Noho ny tempolinao eo an-tampon'i Jerosalema, no hitondran'ny mpanjaka maro fanatitra ho Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy ao amin’ny tempolinao eo an-tampon’i Jerosalema izay itondran’ny mpanjaka maro fanatitra ho Anao.
malagasy
Noho ny tempolinao eo an-tampon'i Jerosalema, no hitondran'ny mpanjaka maro fanatitra ho Anao.[Na: Avy amin']