Psalms 68:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mifaly ny marina; eny, ravoravo eo anatrehan’Andriamanitra izy, mihoby sy mifaly izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny fisàvan’ny setroka, no andringano an’ireny; tahaka ny fiempon’ny savoka eo amin’ny afo no aoka hahalevona ny ratsy fanahy eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny fielin’ny setroka no aoka ho fieliny; tahaka ny savoka mitsonika amin’ny afo no aoka hahalevona ny olon-dratsy eo anatrehan’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Fa ny marina mifaly; eny, ravoravo eo anatrehan'Andriamanitra izy ka faly tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mifaly ny marina; eny, ravoravo eo anatrehan’Andriamanitra izy, mihoby sy mifaly izy!
malagasy
Fa ny marina mifaly; eny, ravoravo eo anatrehan'Andriamanitra izy ka faly tokoa.