Psalms 68:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teneno mafy ny biby eny anaty zozoro sy ny fivorian’ny ombilahy mbamin’ireo andian-janak’omby, dia izay miankohoka manolotra anjam-bolafotsy. Aelezo ny olona tia ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao amin’ny fitoerana masina, ao an-tampon’i Jerosalema, no hanoloran’ny mpanjaka fanatitra ho Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
avy ao amin’ny tempolinao any Jerosalema izay itondran’ireo mpanjaka fanatitra ho Anao.
Malagasy Bible 1865
Teneno mafy ny biby eny anaty zozoro sy ny fivorian'ny ombilahy mbamin'ireo vahoaka zanak'omby, dia izay miankohoka manatitra anja-bolafotsy aelezo ny olona tia ady
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teneno mafy ny biby eny anaty zozoro sy ny fivorian’ny ombilahy mbamin’ireo andian-janak’omby, dia izay miankohoka manolotra anjam-bolafotsy. Aelezo ny olona tia ady.
malagasy
Teneno mafy ny biby eny anaty zozoro sy ny fivorian'ny ombilahy mbamin'ireo vahoaka zanak'omby, dia izay miankohoka manatitra anja-bolafotsy aelezo ny olona tia ady